
À propos du cours
Ny Amazon MTurk dia an’isan’ireo « plateforme de microtravail » matotra sy azo antoka ahafahana manao asa en ligne, izay naorin’ny orinasa Amazon.
Ny tena anjara asany dia ny manelanelana ireo orinasa maro manerana ny firenena maro samy hafa, sy ireo olona mpanao asa en ligne na koa maniry ny hanao asa en ligne.
Izany hoe ireo orinasa ireo no mandefa ireo karazana asa maro samy hafa ao amin’ny Amazon MTurk, izay afaka atao en ligne, ary ny Amazon MTurk no manolotra izany asa izany mba ho afaka ataon’ny rehetra izay miasa ao aminy.
Betsaka ny asa izay mbola tsy vitan’ny « intelligence artificielle », fa tsy maintsy olombelona no manao azy, sy afaka ny hahatontosa azy soa aman-tsara, ka izany indrindra no antony andefasan’ireo orinasa ireo ny asa afaka atao ao amin’ny Amazon MTurk, mba hahazahoan’izy ireo vokatra tsara kalitao vitan’olombelona.
Ny tena mampiavaka ny asa afaka atao ao amin’ny Amazon MTurk amin’ireo « plateformes » hafa azo antoka , dia tsotra sy azo tanterahina tsara ny asa izay misy ao, toy ny : Famantarana zavatra ao anaty sary, Fanovàna soratra fohy ho lasa feo, Famaliana fanontaniana vitsivitsy, Fanamarinana fanazavana anankiray na maromaro hoe marina na diso, Fitadiavana « donnée » amin’ny aterineto,……sns.
Ato anatin’ity fiofanana ity dia misy fianarana manatanteraka ireo asa izay ahafahana mahazo tambiny haingana sy betsaka kokoa ao amin’ny Amazon MTurk, ankoatran’ny fianarana mamorona kaonty.
Misy ny karazana asa tsotra indrindra izay tsy mila traikefa betsaka.
Raha mbola tena débutant vao manomboka mihitsy dia eo amin’ny 1$ à 3$ isan’andro eo ny tambiny azo amin’ny asa izay atao. Raha toa ka efa manomboka zatra kosa, dia azo antoka ny hahazahoana 5$ à 10$ isan’andro, na mihoatra, raha tena manana fandaharam-potoana mazava hanaovana ilay asa. Izany hoe afaka atao fidiram-bola fanampiny ilay izy, raha ny vola azo avy aminy no jerena, fa na izany aza, dia betsaka ny olona no misafidy ny hanao asa en ligne ao amin’ny Amazon MTurk, noho izy azo antoka sy matotra.
Afaka atao amin’ny fotoana rehetra izay mampalalaka ny asa, ary azo atao tsara ny manokana fotoana kely isan’andro hanaovana azy.
Marihina fa tsy tafiditra ao anatin’ny afaka manao an’io asa io ny compte Amazon avy eto Madagasikara, ka izany indrindra no antony hamoronana kaonty Canada, mba ahafahana manao ilay asa, na dia avy eto Madagasikara aza.
Tsy sarotra ny dingana rehetra atao, raha toa ka manaraka tsara ny toromarika ao anaty fiofanana.
Amin’ny teny malagasy ny fiofanana.
Ireto avy ary no ho hita ao anatin’ny fiofanana :
➡Ce qu’il faut savoir avant de commencer MTurk
➡Accéder à MTurk depuis Madagascar
➡Outils de Navigation Sécurisée
➡Créer un compte MTurk Canada sans erreur
➡Tâches faciles pour bien débuter
➡Comment reconnaître les bonnes tâches et éviter les pertes de temps
➡Avoir plus de tâches sur MTurk
➡Erreurs à éviter sur la plateforme
➡Secrets pour être accepté plus souvent et éviter les refus de tâches
➡Outils utiles pour MTurk
➡Infos sur les paiements MTurk
➡Recevoir ses paiements depuis Madagascar
➡Questions fréquentes sur MTurk
Contenu du cours
🇲🇬Formation en ligne Télétravail : Amazon MTurk – Compte Canada🇨🇦
-
➡Fampidirana sy tsara ho fantatra
-
➡Ce qu’il faut savoir avant de commencer MTurk
09:15 -
➡Accéder à MTurk depuis Madagascar
05:44 -
➡Achat de Proxy
08:36 -
➡Navigateur anti-détection
05:52 -
➡Outils de Navigation Sécurisée
05:37 -
➡Acheter un numéro virtuel pour la vérification par SMS
03:49 -
➡ Email pro (Part 1)
06:32 -
➡Email pro (Part 2)
11:09 -
➡Créer un compte MTurk Canada sans erreur (Part 1)
08:34 -
➡Créer un compte MTurk Canada sans erreur (Part 2)
09:15 -
➡Présentation des tâches sur Amazon MTurk
04:01 -
➡Qualifications Atribuées
03:49 -
➡Tâches faciles pour bien débuter
06:23 -
➡Comment reconnaître les bonnes tâches et éviter les pertes de temps
06:15 -
➡Avoir plus de tâches sur MTurk
03:34 -
➡Erreurs à éviter sur la plateforme
04:43 -
➡Secrets pour être accepté plus souvent et éviter les refus de tâches
04:32 -
➡Outils utiles pour MTurk
03:37 -
➡MTurk Suite
05:24 -
➡TurkerView
02:48 -
➡Infos sur les paiements MTurk
06:16 -
➡Créer un compte Payoneer
07:23 -
➡Global Payment Service
05:14 -
➡Recevoir ses paiements depuis Madagascar
02:53 -
➡Questions fréquentes sur MTurk
05:46
Obtenez un certificat
Ajoutez ce certificat à votre CV pour valoriser vos compétences et maximiser vos chances de décrocher un job.
