Ă propos du cours
â Ity fampianarana ity dia manazava ny mahakasika ny fiompiana ombivavy be ronono, manomboka amin’ny fisafidianana ny karazan’omby ka hatramin’ny fitantanana isan’andro ny famokarana ronono. Hianarana ato ny mahakasika ny filĂ na ara-tsakafo manokana ho an’ny fanatsarana ny famokarana ronono, ary ny fomba fitantanana ny andian’omby. Hianarana ato ihany koa ny teknika famokarana ronono, ny fitantanana ny fahasalamanâny ombivavy (fisorohana ny aretina, fahadiovanâny nono), ary ny foto-drafitrâasa ilaina amin’ny fikarakarana ombivavy be ronono. Ity programa ity dia hanampy anao hahafehy ny teknika hanatsarana ny kalitaon’ny ronono, sy ny fitandrovana ny fahasalamanâny biby.
Contenu du cours
1 – Fepetra ahafahana mahazo « certificat »
-
Fepetra
00:00
