
À propos du cours
🇲🇬𝐅𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐁𝐮𝐬𝐢𝐧𝐞𝐬𝐬 𝐞𝐧 𝐥𝐢𝐠𝐧𝐞 𝟒 𝐞𝐧 𝟏🇲🇬
𝐄𝐦𝐚𝐢𝐥𝐢𝐧𝐠, 𝐒𝐌𝐒 𝐌𝐚𝐫𝐤𝐞𝐭𝐢𝐧𝐠 , 𝐂𝐚𝐧𝐯𝐚, 𝐁𝐨𝐨𝐬𝐭 𝐩𝐚𝐠𝐞/𝐩𝐮𝐛
🅸 – 🅴🅼🅰🅸🅻🅸🅽🅶
Business en ligne anankiray mahomby, mety ho an’ny rehetra, na dia mbola vao manomboka misehatra amin’ny Business en ligne aza.
Ny Emailing dia an’isan’ny fomba anankiray mahomby indrindra fampiasan’ireo efa matihanina amin’ny varotra, izay ahafahana mivarotra “produits” amin’ireo olona izay efa fantatra fa vonona ny hividy. Na dia tsy manana “produits” hamidy aza ianao, dia afaka ny manao ity Business ity.
Ny tena manan-danja ao anatiny, dia ny teknika famantarana ireo mpanjifa manerana an’izao tontolo izao, sy ny fisokajiana azy arakarakin’ny “produits” tena fividiny matetika sy tsy maintsy hovidiany, ary ny fanangonana ny “adresse email” an’izy ireo (Izay fantsona ahafahana mivarotra amin’izy ireo).
𝑻𝒆𝒌𝒏𝒊𝒌𝒂 𝑩𝒐𝒏𝒖 : Ny fomba hahatonga azy ireo hanara-maso tsy tapaka ny email avy aminao, na dia tsy mpijery email matetika aza izy.
🅸🅸 – 🆂🅼🆂 🅼🅰🆁🅺🅴🆃🅸🅽🅶
Mitovy amin’ny Emailing ihany ny fizotrany, fa SMS indray no miasa, izay mahomby avo efatra heny nohon’ny email, satria tonga dia voarain’ny mpanjifa amin’ny laharana findainy avy hatrany ny SMS, na dia tsy mamelona “connexion internet” aza izy. Ny SMS Marketing dia matetika fampiasa amin’ny mpanjifa VIP, izay tena azo antoka 99% fa hanjifa avy hatrany, ary efa mpanjifa raikitra.
Hianarana ao anatin’izay ny fomba ahafahana mandefa SMS (amin’ny laharana finday manerana ny firenena samy hafa) amin’ny anaran’ny marikanao, na orinasanao, fa tsy amin’ny laharana findainao manokana.
🅸🅸🅸 – 🅲🅰🅽🆅🅰
Hianarana manamboatra, flyers, couvertures affiche mahasarika amin’ny alalan’ny Canva. Hianarana ihany koa ny fanamboarana ireo “modèles gratuits” mba ho toy ny Premium rehefa vita. Ankoatran’ny fianarana manamboatra ireo, dia hianarana ihany koa ny fanaovana business amin’ny Canva mba hahatonga azy ho an’isan’ny loharanom-bola anankiray.
🅸🆅 – 🅱🅾🅾🆂🆃 𝖕𝖆𝖌𝖊 / 𝖕𝖚𝖇𝖑𝖎𝖈𝖆𝖙𝖎𝖔𝖓
Hianarana manao boost page / publication, amin’ny tambazotran-tserasera 3 samy hafa (𝖘𝖚𝖗𝖕𝖗𝖎𝖘𝖊), mba ahafahana mahazo « vues » betsaka, “clients » betsaka, ary ventes betsaka.
Ireo rehetra ireo dia afaka atao amin’ny Téléphone na Ordinateur.
Amin’ny teny malagasy ny fiofanana.
Ireto avy ary no ho hita ao anatin’ny fiofanana :
➡ Créez votre email pro
➡ Créez votre liste d’abonnés
➡ Rédigez des emails qui vendent
➡ Automatisez vos envois
➡ Vendez sans produit à vous
➡ Recevez vos gains via Mobile Money
➡ Envoyez des SMS au nom de votre entreprise
➡ Relancez vos clients VIP efficacement
➡ Boostez vos publications
➡ Ciblez mieux, dépensez moins
➡ Faites tout depuis votre smartphone
➡ Créez des visuels pros facilement
📞 0387281424 – 0377809166
Contenu du cours
🇲🇬𝐅𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐁𝐮𝐬𝐢𝐧𝐞𝐬𝐬 𝐞𝐧 𝐥𝐢𝐠𝐧𝐞 𝟒 𝐞𝐧 𝟏🇲🇬
-
➡Tsara ho fantatra
-
➡ Fampidirana
02:48 -
➡ Créez votre email pro (part 1)
06:02 -
➡ Créez votre email pro (part 2)
07:38 -
➡Introduction du module Emailing
03:08 -
➡ Créez votre liste d’abonnés
05:40 -
➡Définir votre cible idéale
03:19 -
➡Créer un cadeau (ou contenu) pour attirer les abonnés
03:37 -
➡Créer une page ou un formulaire d’inscription
04:47 -
➡Créer un formulaire avec Google Forms
07:18 -
➡Compte et formulaire sur System.io
04:27 -
➡ Rédigez des emails qui vendent
-
➡Page de capture
07:41 -
➡Intégrer un email pro à la campagne
03:48 -
➡Authentifier votre nom de domaine
03:51 -
➡Liaison de la campagne avec le tunnel de vente
05:00 -
➡ Automatisez vos envois
07:23 -
➡ Vendez sans produit à vous : Choisir le type de produit à vendre
04:20 -
➡Où trouver des produits à vendre sans stock
06:05 -
➡Comment obtenir un lien ou une autorisation de vente
03:25 -
➡Créer une page ou une fiche de présentation du produit
05:15 -
➡Avant de créer votre affiche Canva
04:03 -
➡ Créer une affiche sur Canva
09:09 -
➡Stratégie pour vendre avec un email
03:21 -
➡ Quel produit vendre par email (et pourquoi on recommande le numérique)
04:27 -
➡Exemples concrets de vente sans produit à vous – Plan d’action
04:42 -
➡ Recevez vos gains via Mobile Money
04:00 -
➡ Envoyez des SMS au nom de votre entreprise
04:40 -
➡ Relancez vos clients VIP efficacement
06:02 -
➡ Boostez vos publications
02:34 -
➡Boost sur Facebook
15:43 -
➡Boost sur Google Ads
07:35 -
➡ Ciblez mieux, dépensez moins – Faites tout depuis votre smartphone
Obtenez un certificat
Ajoutez ce certificat à votre CV pour valoriser vos compétences et maximiser vos chances de décrocher un job.
