4.75
(4 Évaluations)

Apprenez à créer votre boutique digitale automatisée

Catégories : Asa, E-Commerce, Internet, 🎬 Vidéos
Liste de souhaits Partager
Partager le cours
Lien de la page
Partager sur les réseaux sociaux

À propos du cours

Lancez votre boutique digitale et gagnez de l’argent avec des produits 100% numériques

Mitaky fahaizana sy asa, ary ezaka sy faharetana ny fananganana orinasa.
Na izany aza dia efa miroborobo izao ny teknolojia, ary efa azo atao tsara ny manangana orinasa « virtuelle », izay afaka ivarotana vokatra « numériques ».
Ho hita ao anatin’ity fampianarana ity ny fomba famoronana ilay orinasa, ary ihany koa ny vokatra hamidy.
Izany hoe efa ato anatin’ity fampianarana ity avokoa ny torolàlana amin’ny zavatra ilaina rehetra.
Rehefa avy manaraka ity fampianarana ity ianao, dia afaka ny hanangana ilay orinasa « virtuelle » avy hatrany, ary ihany koa afaka ny hamorona vokatra « numériques », ary afaka ny hivarotra izany eto Madagasikara.

Ohatra amin’ny vokatra « numériques » : Livre électronique, Vidéos, Logiciels, Application, Plugin, ….sns
Izay zavatra rehetra « téléchargeable » dia mety avokoa.

Ny tena maha tsara azy, dia amin’ny alalan’ny Mvola sy Orange Money no ahafahan’ny mpanjifa manjifa ny vokatra amidinao. Izany hoe tena mora amin’ny mpanjifa eto Madagasikara ny handoa ny saran’ilay vokatra amidinao.
Tsy mila mandefa ilay vokatra mankany amin’ny mpanjifa intsony ianao rehefa avy nanjifa ny mpanjifa, fa ilay orinasa izay noforoninao no mandefa azy « automatique » mankany amin’ilay mpanjifa.

Horonan-tsary miisa 12 no handrafitra ny fampianarana.

Ireto avy ny lohatenin’ireo « vidéos » ireo :

1 – Fampidirana (N1)
2 – Compte vendeur
3 – Boutique
4 – Espace d’administration
5 – Produit simple
6 – Produits groupés
7 – Produit externe – affiliation
8 – Marketing & Publicité
9 – Assistance
10 – Message automatique
11 – Tsara ho fantatra
12 – Famaranana

Afficher plus

Contenu du cours

Apprenez à créer votre boutique digitale automatisée

  • 1 – Produits numériques
    11:44
  • 2 – Compte vendeur
    13:52
  • 3 – Boutique
    12:19
  • 4 – Espace d’administration
    32:45
  • 5 – Produit simple
    23:03
  • 6 – Produits groupés
    10:24
  • 7 – Produit externe – affiliation
    04:30
  • 8 – Marketing & Publicité
    08:26
  • 9 – Assistance
    12:54
  • 10 – Message automatique
    06:14
  • 11 – Tsara ho fantatra
    12:04
  • 12 – Famaranana
    09:32

Obtenez un certificat

Ajoutez ce certificat à votre CV pour valoriser vos compétences et maximiser vos chances de décrocher un job.

selected template

Notes et avis de l’apprenant

4.8
Total 4 Notes
5
3 évaluations
4
1 évaluation
3
0 évaluation
2
0 évaluation
1
0 évaluation
Nanampy ahy teo amin'ny fanangana NY boutique digital anah ity fampiofanana ity
A
Il y a 2 semaines
Mankasitraka 🙏
james
Il y a 2 semaines
C'est très bien
R
Il y a 3 semaines
Merci beaucoup pour cette nouvelle compétence

Want to receive push notifications for all major on-site activities?