Seuls les clients connectés ayant acheté ce produit ont la possibilité de laisser un avis.
💸 Mahazo vola ianao… fa tsy mahita harena tonga mihitsy ve?
Isam-bolana dia mitovy foana ny tantara :
➡️ Miditra ny vola
➡️ Mivoaka ny fandaniana
➡️ Tsy misy sisa
Tsy ny hoe kely ny vola miditra no olana.
👉 Ny tena olana dia satria tsy nisy nampianatra antsika ny fomba hampiasana ny vola mba hiasa ho antsika.
Izany no antony namoronako boky torolàlana PDF tsotra sy mazava momba ny fahombiazana ara-bola.
Ao anatin’ity boky ity dia hianatra ianao :
✔ Fomba hifehezana ny fandaniana nefa tsy mijaly
✔ Fomba hanombohana mitahiry vola na dia kely aza ny vola miditra
✔ Ireo hadisoana ara-bola mahatonga olona maro hijanona ho sahirana
✔ Ny fahazarana ananan’ny olona mahomby amin’ny vola
✔ Fomba hamoronana loharanom-bola fanampiny
📘 Tsy misy teny sarotra
📱 Azo vakiana amin’ny finday
🎯 Tsotra, mazava, azo ampiharina avy hatrany
Tsy antontan-taratasy fotsiny ity.
Ity dia fomba fijery vaovao momba ny vola.
💡 Ny fahalalana ato dia afaka misoroka anao amin’ny hadisoana ara-bola mandritra ny taona maro.
💡 Fahalalana kely afaka mitondra fiovana lehibe.
📩 Liana ve ianao? Soraty ny hoe « FINANCE » amin’ny hafatra manokana hahazoana ilay boky.
🚀 Manomboka anio, manangana ny fahombiazanao amin ‘ny fiainana sy ara-bola.
ireto daholo ny boky pdf :
LA PUISSANCE DE LA PENSE CREATRICE
31 CAUSE MAJEUR DE L’ECHEC
DEVENEZ RICVHE
EVEILLER L4IMPOSSIBLE
2000ar ny vidin' ireo rehetra ireo






Avis
Il n’y a pas encore d’avis.