
À propos du cours
Lancez votre boutique digitale et gagnez de l’argent avec des produits 100% numériques
Mitaky fahaizana sy asa, ary ezaka sy faharetana ny fananganana orinasa.
Na izany aza dia efa miroborobo izao ny teknolojia, ary efa azo atao tsara ny manangana orinasa « virtuelle », izay afaka ivarotana vokatra « numériques ».
Ho hita ao anatin’ity fampianarana ity ny fomba famoronana ilay orinasa, ary ihany koa ny vokatra hamidy.
Izany hoe efa ato anatin’ity fampianarana ity avokoa ny torolàlana amin’ny zavatra ilaina rehetra.
Rehefa avy manaraka ity fampianarana ity ianao, dia afaka ny hanangana ilay orinasa « virtuelle » avy hatrany, ary ihany koa afaka ny hamorona vokatra « numériques », ary afaka ny hivarotra izany eto Madagasikara.
Ohatra amin’ny vokatra « numériques » : Livre électronique, Vidéos, Logiciels, Application, Plugin, ….sns
Izay zavatra rehetra « téléchargeable » dia mety avokoa.
Ny tena maha tsara azy, dia amin’ny alalan’ny Mvola sy Orange Money no ahafahan’ny mpanjifa manjifa ny vokatra amidinao. Izany hoe tena mora amin’ny mpanjifa eto Madagasikara ny handoa ny saran’ilay vokatra amidinao.
Tsy mila mandefa ilay vokatra mankany amin’ny mpanjifa intsony ianao rehefa avy nanjifa ny mpanjifa, fa ilay orinasa izay noforoninao no mandefa azy « automatique » mankany amin’ilay mpanjifa.
Horonan-tsary miisa 12 no handrafitra ny fampianarana.
Ireto avy ny lohatenin’ireo « vidéos » ireo :
1 – Fampidirana (N1)
2 – Compte vendeur
3 – Boutique
4 – Espace d’administration
5 – Produit simple
6 – Produits groupés
7 – Produit externe – affiliation
8 – Marketing & Publicité
9 – Assistance
10 – Message automatique
11 – Tsara ho fantatra
12 – Famaranana
Contenu du cours
Apprenez à créer votre boutique digitale automatisée
-
1 – Produits numériques
11:44 -
2 – Compte vendeur
13:52 -
3 – Boutique
12:19 -
4 – Espace d’administration
32:45 -
5 – Produit simple
23:03 -
6 – Produits groupés
10:24 -
7 – Produit externe – affiliation
04:30 -
8 – Marketing & Publicité
08:26 -
9 – Assistance
12:54 -
10 – Message automatique
06:14 -
11 – Tsara ho fantatra
12:04 -
12 – Famaranana
09:32
Obtenez un certificat
Ajoutez ce certificat à votre CV pour valoriser vos compétences et maximiser vos chances de décrocher un job.
