
À propos du cours
✅ Ity fiofanana ity dia miompana amin’ny fomba fiompiana akoho fakàna nofo, mba hahazahoana hena tsara kalitao. Hianarana ao ireo teknika rehetra ilaina amin’ny fiompiana akoho fakàna nofo, manomboka amin’ny fanorenana ny trano fampitomboana ka hatramin’ny fivarotana ny hena. Isan’ireo lohahevitra hodinihina ny sakafo, ny aretina, ny fitomboan’ny akoho, ary ny lafiny ara-toekarena amin’ny fiompiana azy.
Contenu du cours
1 – Fepetra ahafahana mahazo « certificat »
-
Fepetra
00:00
2 – Fampidirana
3 – Anatomia sy fiziolojian’ny akoho fakàna nofo
4 – Fanamboarana trano fiompiana akoho
5 – Sakafo ho an’ny akoho fakàna nofo
6 – Ny aretina mpahazo ny akoho fakàna nofo
7 – Fikarakarana ny akoho fakàna nofo
8 – Tsingerin’ny famokarana
9 – Fivarotana ny hena
10 – Famaranana
Notes et avis de l’apprenant
Tres Interessant
Mafinaritra
Misaotra betsaka fa tena mahafapo ny fampianarana🐔, sady ahafahana mahazo certificat 👍🎊