
À propos du cours
🇲🇬Formation en ligne : Revenus en ligne : Google AdSense (Créer un revenu à partir de 100$/mois)
Ny Google AdSense dia programa ofisialy avy amin’ny Google (Orinasa lehibe ao ambadikin’ny YouTube, Gmail, Chrome, sns.). Izy io dia plateforme ahafahana mahazo vola amin’ny alàlan’ny fampisehoanao ireo “publicités” an’ny Google ao amin’ny Blog na tranonkalanao.
🛠️ 𝐈𝐫𝐞𝐭𝐨 𝐟𝐨𝐭𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐯𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐚𝐳𝐲 :
- Ordinateur na Téléphone + Connexion internet
- Blog na Site (Izany hoe Blog nao na site nao)
Tsotra sy mazava ny fomba fidiran’ny vola :
- Misy orinasa maro toy ny (Orange, Jumia, Canal+, sns) mandoa vola amin’ny Google mba hanaovana “publicité”.
- Ny Google dia mila fiarahamiasa amin’ireo izay manana Blog na site, mba hampisehoana ireo “publicités” ireo, ary amin’ny alàlan’ny AdSense no ahafahana manao izany. Izany hoe rehefa manana Blog ianao, dia afaka ny miara-miasa amin’ny Google amin’ny mahakasika izay, ary hiseho ao anatin’ny Blog nao ireo “publicités” ireo. Izay no mahatonga ireny “publicités” mipoitra tampoka ireny, rehefa mitsidika Blog na tranonkalan’olona hafa ianao.
- Rehefa mitsidika ny Blog nao ny olona, ka mitsidika ilay “publicité” ao amin’ny Blog nao (na dia tsy nividy aza, fa nitsidika fotsiny), dia mahazo ampaham-bola avy amin’ny Google avy hatrany ianao (Izany hoe ny vola naloan’ireo orinasa no ifampizaranao sy ny Google).
💡NB : Izany hoe tsy misy zavatra amidinao, fa amin’ny alàlan’ny fitsidihan’olona ireo “publicités” ao amin’ny Blog nao no ahafahanao mahazo vola, izay an’isan’ny hianarana ato anatin’ity fiofanana ity ny teknika feno ahafahana mahazo mpitsidika maro ao anaty Blog, amin’ny fomba tsotra sy tsy mandany fotoana be.
⭐ 𝐍𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐟𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐢𝐭𝐲 𝐀𝐝𝐒𝐞𝐧𝐬𝐞 𝐢𝐭𝐲 𝐝𝐢𝐚 :
– Tsy sarotra ny dingana arahana amin’ny fanokafana kaonty, ary tsy mitaky zavatra maro be sy sarotra tadiavina.
– Na dia eto Madagasikara aza dia afaka manao azy soa aman-tsara.
– Tsy amin’ny alalan’ny hamafisan’ny asa atao sy ny fotoana lany ny isan’ny vola azo, fa amin’ny alàlan’ny teknika mahomby (Izay an’isan’ny hianarana amin’ity fiofanana ity).
– Afaka amoronana paikady mialoha, mba hahatonga azy hampiditra vola mitohy na dia tsy mandany fotoana be mahakasika azy intsony aza ianao.
💡 Tsara ny manamarika fa arakarakan’ny zavatra misy ao amin’ny Blog nao no hahatonga ny olona hitsidika azy, sy hahita ireo “publicités” ao amin’ny Blog nao ireo. Ny zavatra atao ao anaty Blog izay hahatonga ny olona ho betsaka hitsidika ilay Blog, dia efa hozaraina amin’ity fiofanana ity ihany koa, ary ataonao 𝐂𝐎𝐏𝐈𝐄𝐑-𝐂𝐎𝐋𝐋𝐄𝐑 ao amin’ny Blog nao fotsiny.
Io teknika io dia ahafahana mahazo manomboka amin’ny 1000 visiteurs isan’andro, izay ahafahana mahazo manomboka amin’ny 𝟏𝟎𝟎$ isam-bolana, ary mitombo arakarakan’ny habetsakin’ny “visiteurs”.
📜 𝐈𝐫𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐨 𝐡𝐢𝐭𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐲 𝐟𝐢𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 :
- ➡ Google AdSense : comment ça marche ?
- ➡ Créer un blog gratuit rapidement
- ➡ Choisir une niche rentable
- ➡ Contenu qui attire les visiteurs
- ➡ Activer AdSense facilement
- ➡ Maximiser ses revenus AdSense
- ➡ Les règles Google à suivre
- ➡ Générer du trafic gratuit
- ➡ Suivre ses gains AdSense
- ➡ Recevoir ses paiements facilement (Payoneer vers Mobile Money)
Saram-piofanana : 40 000 Ar (manan-kery hatramin’ny 27 may 2025)
Contenu du cours
🇲🇬Formation en ligne : Revenus en ligne : Google AdSense (Créer un revenu à partir de 100$/mois)
-
➡Fampidirana sy tsara ho fantatra
-
➡ Google AdSense : comment ça marche ?
04:03 -
➡ Créer un blog gratuit rapidement (Part 1)
03:51 -
➡ Créer un blog gratuit rapidement (Part 2)
04:57 -
➡Prise en main de Google Blogger
06:14 -
➡Paramètres dans Google Blogger
06:29 -
➡ Choisir une niche rentable (part 1)
06:00 -
➡ Choisir une niche rentable (part 2)
04:01 -
➡ Contenu qui attire les visiteurs
04:27 -
➡Pré-requis avant de faire une demande à Google AdSense
05:47 -
➡Contenu original et de qualité
04:53 -
➡Thème – Mise en page
08:24 -
➡Créer et organiser les pages
06:59 -
➡Publier des articles
06:40 -
➡Personnaliser la mise en forme
08:10 -
➡Chat GPT
03:19 -
➡Conditions recommandées pour activer AdSense sur un blog Blogger
05:34 -
➡ Activer AdSense facilement
04:31 -
➡ Générer du trafic gratuit
05:39 -
➡Générer du trafic avec des publicités payantes
05:02 -
➡Créer un compte AdSense
02:42 -
➡Connecter AdSense à Blogger
04:03 -
➡Conditions d’utilisation Google AdSense (1re partie)
04:17 -
➡Conditions d’utilisation Google AdSense (2e partie)
05:15 -
➡ Maximiser ses revenus AdSense
03:30 -
➡ Les règles Google à suivre
03:26 -
➡Créer un compte payoneer
07:23 -
➡Global Payment Service
05:14 -
➡ Recevoir ses paiements facilement (Payoneer vers Mobile Money)
02:46 -
➡Combien peut-on gagner avec AdSense
03:43 -
➡ Suivre ses gains AdSense
Obtenez un certificat
Ajoutez ce certificat à votre CV pour valoriser vos compétences et maximiser vos chances de décrocher un job.
