Cart

🚀 Stratégie sy analyse technique avancée 2025 ,90% Pratique, (Profit 2%/ Jours) avec PDF Gratuit et témoignage: P.C.O Strategies (Price action Combined with Order flow) Cours de trading amin’ny teny Malagasy

Catégories : Asa
Liste de souhaits Partager
Partager le cours
Lien de la page
Partager sur les réseaux sociaux

À propos du cours

🚀 Cours de trading ho an’ny olona matotra hampiasa vola amin’ny sehatrin’ny Trading, raha sahirana ianao hatramin’izay amin’ny fitadiavana opportunité dia mety aminao ity cours ity.

🚀 Stratégie natao hanamoranan’ny fitadiavana opportunité 💰 eo amin’ny marché financier, compatible amin’ny marché financier rehetra (Forex,gold,crypto,sns).

🚀 Niveau : Débutant(e) – Moyenne – Expert(e)

💡 Ny mampiavaka azy amin’ny stratégie rehetra:

  1. ✅ Analyse technique avancé ary simplifién’ny P.C.O izay tena mora ahitana opportunité na dia mbola tsy mahay analyse fondamentale.
  2. ✅ Indicateur économique avancé utilisé par trader institutionnel
  3. ✅ Ny money management miavaka amin’ny stratégie rehetra
  4. ✅ Position management miavaka ahafahana mi-maximiser ny profit rehefa nipetraka ny position.
  5. ✅ Tsotra nefa azahoana tombony 💰💰 raha oharina amin’ny stratégie taloha raha mifantoka sy vonona hianatra.

❌❌Ny asa financier toy ny trading dia misy risika ka ilaina ny mitandrindra sy manaraka hatrany ny fitsipika toy ny money management sy ny sisa.❌❌

💬 Raha mila fanazavana fanampiny dia mandefasa hafatra na miantso ny laharana +261389170347

🎯🎯🎯 Araraoty fa misy fetrany ny fotoana ipetraran’ity cours ity! 🎯🎯🎯

Mirary soa ho anao hatrany 😊😊!

Afficher plus

Contenu du cours

Partie 1 : Théorie
Ilaina ny mamantatra ny zava-misy na dia eo aza ny pratique!

  • Fampidirana
  • Broker🏦 sy fisafidianana broker tsara indrindra ho an’ny firenena misy antsika Malagasy🌍
  • Porte feuille électronique tsara indrindra ary manolotra servce azahoana vola ankoatran’ny Trading

Partie 2 : Pratique
Andao amin'izay ary hanao analyse technique isika ry namana!

Obtenez un certificat

Ajoutez ce certificat à votre CV pour valoriser vos compétences et maximiser vos chances de décrocher un job.

selected template

Notes et avis de l’apprenant

Encore aucun avis !
Encore aucun avis !

Want to receive push notifications for all major on-site activities?