
À propos du cours
🚀 Cours de trading ho an’ny olona matotra hampiasa vola amin’ny sehatrin’ny Trading, raha sahirana ianao hatramin’izay amin’ny fitadiavana opportunité dia mety aminao ity cours ity.
🚀 Stratégie natao hanamoranan’ny fitadiavana opportunité 💰 eo amin’ny marché financier, compatible amin’ny marché financier rehetra (Forex,gold,crypto,sns).
🚀 Niveau : Débutant(e) – Moyenne – Expert(e)
💡 Ny mampiavaka azy amin’ny stratégie rehetra:
- ✅ Analyse technique avancé ary simplifién’ny P.C.O izay tena mora ahitana opportunité na dia mbola tsy mahay analyse fondamentale.
- ✅ Indicateur économique avancé utilisé par trader institutionnel
- ✅ Ny money management miavaka amin’ny stratégie rehetra
- ✅ Position management miavaka ahafahana mi-maximiser ny profit rehefa nipetraka ny position.
- ✅ Tsotra nefa azahoana tombony 💰💰 raha oharina amin’ny stratégie taloha raha mifantoka sy vonona hianatra.
“❌❌Ny asa financier toy ny trading dia misy risika ka ilaina ny mitandrindra sy manaraka hatrany ny fitsipika toy ny money management sy ny sisa.❌❌”
💬 Raha mila fanazavana fanampiny dia mandefasa hafatra na miantso ny laharana +261389170347
🎯🎯🎯 Araraoty fa misy fetrany ny fotoana ipetraran’ity cours ity! 🎯🎯🎯
Mirary soa ho anao hatrany 😊😊!
Contenu du cours
Partie 1 : Théorie
-
Fampidirana
-
Broker🏦 sy fisafidianana broker tsara indrindra ho an’ny firenena misy antsika Malagasy🌍
-
Porte feuille électronique tsara indrindra ary manolotra servce azahoana vola ankoatran’ny Trading
Partie 2 : Pratique
Obtenez un certificat
Ajoutez ce certificat à votre CV pour valoriser vos compétences et maximiser vos chances de décrocher un job.
