Chez Lauri Boutique
Chez Lauri Boutique

Chez Lauri Boutique

Vendor Biography

Chez Lauri dia misehatra amin’ny fivarotana en gros et détail izay entana rehetra ilainao toy ny:

Ny fitaovana en plastique (seau, cuvette, boites etc…)

Ny fitaovana en inox (assiette, ustensiles cuisine etc…)

NB: afaka mandefa na entana hafa ankoatra ireo aza fa afaka hatao foana ny miantso.